Teny iditra atsa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fivoizana lakana moramora ataon' ny mpih [...] [Sakalava] [tohiny Rajemisa 1985]

Teny iditra atsa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   hira, antsa [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   chant [Antesaka] [Deschamps 1936]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2009/04/08