Teny iditra avelo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian' ny fahafatesana; koa raha izany dia azo heverina ho fototry ny hery mahavelona (a + velona) fotsiny no nandraisan' ny taloha azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a spirit, soul, ghost, shade of dead or living. See ambiroa. [Richardson 1885]
 the soul; a spirit, a ghost [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay l'âme des morts [Hallanger 1974]
Voambolana 

Teny iditra avelo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] fofom-biby arahin'ny alika mihaza [Rakotosaona 1972]

2010/05/06