Teny iditra bamba iray (bamba, iray)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana [Ravelojaona 1937]
  bamba [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy level or alike all over [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay égal ou de même niveau partout, uniforme [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay. [Ramangamalefaka: Solony]
2tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany. [Andraina: Mitaraina]

2017/07/04