Teny iditra dreho
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandeha na famindra matetitetika tsy mba lava dingana, sady toa mihozohozo [Rajemisa 1985]

Teny iditra dreho
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay  [Tankarana] âgé, vieux. [David 1952 (takila D)]
Teny mitovy hevitra drehy

2017/03/10