Teny iditra enga
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy Entina hanehoana ny faniriana ao am-po; ny Enga dia arahin' ny teny hoe anie, ary ny matoanteny milaza ny ho avy no atao eo aorianany mandrakariva: Enga anie ho afaka izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy oh that! may it be so! [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay puisse! plaise à Dieu! [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra enga
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay  [Tankarana] abandonné (village). (lèmby). [David 1952 (takila E)]
Teny mitovy hevitra ningia

2017/03/10