Teny iditra fanadala (adala)
Sokajin-teny   anarana na mpamaritra
Famaritana malagasy   fomba entina manadala, milalao olona
¶ fandrebireby, fanao kilalao: ataon' n [...]
¶ azo adalaina: tsy mba fanadala ny zok [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Qu'on trompe, qu'on importune, manière de duper, d'embarrasser [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/08