Teny iditra fanafahana (afaka)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   la délivrance, l'affranchissement, l'exemption, le moyen, le motif, le lieu, le temps [Abinal 1888]
Ohatra   Fanafahana no fihetseham-po nameno ny daholo. [Andraina: Mitaraina, takila 147]

Teny iditra Fanafahana (afaka)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Fialana tany Ejipta. Manazava ny fialan' ny Vahoaka Hebreo avy tany Ejipta teo ambany fitarihan' i Mosesy [Randrianasolo: Baiboly]
Dikanteny anglisy   Exodus [3.1]
Dikanteny frantsay   Exode [3.1]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Eksaody ~ Eksodosy
Boky manontolo   Baiboly iraizotra

Nohavaozina tamin' ny 2015/02/24