Teny iditra fanjatoana (zato)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fizarana zato [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'action de diviser en cent [Abinal 1888]

Teny iditra fanjatoana (zato)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana ilazana ny hatotanana fasiana haba na tsimikatona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay le poignet où se place le bracelet [Abinal 1888]

Teny iditra fanjatoana (zato)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy the place of obtaining riches. Comp. mpanjato be [Richardson 1885]
Famaritana frantsay l'action de s'enrichir, le moyen, le motif [Abinal 1888]

2015/04/02