Teny iditra fisonanina (sonanina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina misonanina na mipetraka milamina ary amim-pahamendrehana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay état de celui qui est assis tranquillement [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20