Teny iditra fivoarana (voatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiovana ho tsaratsara kokoa; fivelaran' ny toetra ho tsaratsara kokoa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy evolution; improvement [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay évolution, développement; amélioration [Hallanger 1974]

2009/10/31