Teny iditra gila
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] jamba (Gila maso) [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] simba maso anila [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] jila (maso) njola [Rakotosaona 1972]
   Tsy mahitsy fijery, njola: Gila maso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   white-eyed; blind. (Prov.) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tankarana] aveugle. [David 1952 (takila G)]
Voambolana  

Teny iditra gila
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] lalankely, lalana mahety fandalovan'ny lambo any an'ala [Rakotosaona 1972]

2017/03/10