Teny iditra hadiako > hadia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny entina mandroaka alika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A word used in driving away a dog. [1.2]

Teny iditra hadiako > hadia (dia)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny iharana adia

Fivaditsoratra 

Teny iditra hadiako > adia (dia)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Andrefesana: Intỳ ny hazo hadianao ny sakan' ny trano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui sert à mesurer par pieds: Inty ny hazo adianao ny tsihy (Voici le bois qui vous servira de pied pour mesurer la natte)
Les pieds avec lesquels on marche, on parcourt [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : adia, adiako, adianao, adiany, adiantsika, adianay, adianareo, adian', adian-, adiam-
Ny lasa : nadia, nadiako, nadianao, nadiany, nadiantsika, nadianay, nadianareo, nadian', nadian-, nadiam-
Ny hoavy : hadia, hadiako, hadianao, hadiany, hadiantsika, hadianay, hadianareo, hadian', hadian-, hadiam-
Filaza mandidy : adiavo
Kamban-teny 

Fivaditsoratra