Teny iditra hantsana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tevana, hady na lavaka lalina, fampana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a precipice; cf. tevana [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   précipice, abîme; cf. tevana [Hallanger 1974]

Teny iditra hantsaña
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   endy, manamaina kafe na vary na laoka ambony afo, manendy [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/15