Teny iditra hatsilo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fahafahana mandray sy mahazo ary mahafantatra moramora sy haingana kokoa noho ny sasany sady mahataka-davitra [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   acuité, intelligence [SLP: Voambolana]
Voambolana  

2009/09/09