Teny iditra hintsy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hirifiry amin' ny hatsiaka. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra hintsy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan-kazo maniry amin' ny toerana amb [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   arbre (Intsia bijuga) [Rajaonarimanana 1995]
Anarana siantifika   Intsia bijuga
Voambolana  
Fitovian-keviteny   hintsina
Habaka   Xylothèque de Jean-Claude Cerre (http://perso.orange.fr/cerre/poster/pages/Hintsina.htm)

Nohavaozina tamin' ny 2010/11/16