Teny iditra | hofaina (hofa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be waved at [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on appelle par un signe de la main [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | hofana | ||||||||
Fivaditsoratra | anafiho, faohany, faohina, fiahona, fianaho, fihaona, hofaina, ifahano, ifohana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |