Teny iditra kaontina (kaonty)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy To be entered in a account; to be taken into account [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fait entrer dans les comptes; dont on tient compte [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kaontina, kaontiko, kaontinao, kaontiny, kaontintsika, kaontinay, kaontinareo, kaontin', kaontin-, kaontim-, kaonti-
Ny lasa : nokaontina, nokaontiko, nokaontinao, nokaontiny, nokaontintsika, nokaontinay, nokaontinareo, nokaontin', nokaontin-, nokaontim-, nokaonti-
Ny hoavy : hokaontina, hokaontiko, hokaontinao, hokaontiny, hokaontintsika, hokaontinay, hokaontinareo, hokaontin', hokaontin-, hokaontim-, hokaonti-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20