Teny iditra | kirana | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy sahy fa kivy ambony ihany; mangaihay noho ny hagagana tamin' ny zavatra hita tsy nampoizina: Kirana Isambilo nahita ny nibatako ilay fonjam-by roapolo kilao [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Acide, qui agace les dents [1.196] | |
Fivaditsoratra | ankira, kirana |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30 |