Teny iditra kitoto
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Vidy, lanja, filaminana, antony: Tsy misy kitotony [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   valeur, respect, égard, ordre, arrangement [Abinal 1888]
Ny bikany  
kitoto
kitotony
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra kitôto
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Voronkely tsara feo mitovitovy amin' ny domohina saingy kelikely kokoa [Tsimihety] [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Ny bikany  
kitoto
kitotoko
kitotonao
kitotony
kitotontsika
kitotonay
kitotonareo
kitoton'
kitoton-
kitotom-

Nohavaozina tamin' ny 2013/01/28