Teny iditra mahadikidiky (dikidiky)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mahasosotra, mahatofoka: Mahadikidiky ny fitondrantena ratsy ataony
¶ Mahamenatra: Aoka ihany fa mahadikidiky amin-drainao [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to vex, to annoy, to worry [Richardson 1885]
   to cause distaste, to disgust [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   vexer, dégoûter [Hallanger 1974]
Voambolana  
Ny bikany  
mahadikidiky
nahadikidiky
hahadikidiky

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/07