Teny iditra mahadikitra (dikitra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mahasosotra, manao izay hahatezitra, izay tsy hahafaly [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to anger, to displease, to annoy, to vex [Richardson 1885]
Voambolana  
Ny bikany  
mahadikitra
nahadikitra
hahadikitra

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14