Teny iditra mahazendana (zendana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahagaga, mahatalanjona, mampitampim-bava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Astonishing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay étonnant. [1.8]
Lohateny Ilay Fivoriana mahazendana (Rapatsalahy Paul)

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05