Teny iditra malonilony (lonilony (lony))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manana endrika tsy faly ka miketrona be ihany ny tarehy, halavaina ny molotra, toa masiaka ny fijery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In bad humor, vexed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vexé, bourru, agacé [1.3]
 De mauvaise humeur, vexé [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra malony
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20