Teny iditra mamongady (vongady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mividy mitambatra
¶ Manavosa, manao antontany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to sell at wholesale [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay entasser, acheter en bloc [Abinal 1888]
 vendre en gros [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mamongady
namongady
hamongady
mamongadia

2011/09/20