Teny iditra mamosaka (posaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy
Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To reveal, to bring into view; to propose an idea [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Révéler, déployer au grand jour; avancer une idée ou un projet [1.8]
Ohatra Na misy mba sahy mamosaka hevitra tsy mifanaraka amin'ny an'ny Manjaka aza, efa miolaka ery sao mainka hampitroatra. [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamosaka
Ny lasa : namosaka
Ny hoavy : hamosaka
Filaza mandidy : mamosaha
Tovy hevitra manaposaka
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11