Teny iditra mampiafina (afina)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Ohatra   Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin' Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy. [Baiboly: 29.59.2]
Ny bikany  
mampiafina
mampiafin-
mampiafim-
mampiafi-
nampiafina
nampiafin-
nampiafim-
nampiafi-
hampiafina
hampiafin-
hampiafim-
hampiafi-

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/28