Teny iditra manaholo (aholo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanosy] minaonaona (alika) [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   to howl as a dog [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tankarana] hurler à la mort (chien) [David 1952]
Endriteny  
manaholo
nanaholo
hanaholo

2017/03/09