Teny iditra manambosy (ambosy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mamporisika, mitaona, manangoly: izy no nanambosy ny vahoaka hikomy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to flatter, to incite to fight by raising undue confidence, to cajole, to wheedle, to dupe. [Richardson 1885]
Ny bikany  
manambosy
nanambosy
hanambosy
manambosia
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/05