Teny iditra mananky (anky)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandrefy amin' ny anky: Ny felatanana sy ny rantsan-tanana no nentina nananky [Rajemisa 1985]
Endriteny  
mananky
nananky
hananky

2010/05/14