Teny iditra manatsoaka (tsoaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manongotra: Manatsoaka fantsika ny mpandrafitra
¶ Manala, manesotra: Manatsoaka ny akanjony ny mpilalao fa mafana loatra ny andro [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay arracher, déboîter, extraire, abroger, se dédire de [Abinal 1888]
Famaritana frantsay déduire, retirer [SLP 1986]
Endriteny 
manatsoaka
nanatsoaka
hanatsoaka
manatsoaha

2012/05/07