Teny iditra mandrairay (rairay)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikasika, manendritendry, manohintohina: Aza mandrairay zavatr' olona fa maloto ny tananao
¶ Mangalangalatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to receive, to accept. [Richardson 1885]
Endriteny 
mandrairay
nandrairay
handrairay
mandrairaisa
Teny nalaina 

2010/05/14