Teny iditra mandramatra (ramatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manaikitra mafy amin' ny nify; miady amin' olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To attack, to set upon, to rush upon [1.2]
Ohatra Izao no lazain' ny Tompo amin' ireo ratsy fanahy rehetra mifanolotra amiko, izay mandramatra ny lova nomeko an' Israely vahoakako: Indro hongotako hiala amin' ny taniny izy ireo; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandramatra
Ny lasa : nandramatra
Ny hoavy : handramatra, -kandramatra
Filaza mandidy : mandramata

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/27