Teny iditra manemotra (hemotra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manalavitra ny andro: Misaotra azy ih [...]
¶ Manafohy: Iza indray no nanemotra ity [...]
¶ Mitana tsy hivoaka: Manemo-dronono, h [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to delay the time; to reduce [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   renvoyer à plus tard; ajourner; réduire [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manemotra
nanemotra
hanemotra
manemora

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/30