Teny iditra manjambena (jambena)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Vizana ka mila tsy hahita (maso) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to dazzle, to blind temporarily [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   éblouir, aveugler temporairement [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manjambena
nanjambena
hanjambena

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/09