Teny iditra mankatsy (atsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha ho atsy: Nankatsy an' efitra i dada [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankatsy
Ny lasa : nankatsy
Ny hoavy : hankatsy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05