Teny iditra mate (fate)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay  [Vezo] aboli, amoureux, crevé, dévoré, exténué, effacé, épuisé, étouffé, mort, paralysé en partie, passionné, tué [Poirot & Santio: Vezo (takila F)]
Ohatra Tsy mba mate an-dala nareo rey, olo ratsy say nareo! [Razafiarivony: Harivolana, takila 206]
Teny nalaina 

Teny iditra mate
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy namana
¶ vady
¶ mananboninahitra an-tsambo ambanin' ny kapiteny [Hallanger 1969]

Teny iditra mate
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy mampaka-bady, mivady, mampivady [Hallanger 1969]

2017/05/30