Teny iditra miafinafina (afinafina (afina))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Ohatra   Rehefa lasa namonjy an'ilay fety anefa ireo rahalahiny, dia mba nandeha koa izy, saingy tsy niharihary fa toa niafinafina [Baiboly: 50:007:010/Jaona 7:10..]
Ny bikany  
miafinafina
niafinafina
hiafinafina

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/16