Teny iditra miaiky (aiky)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan' Andriamanitra aho rehefa mandinika ny habakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra
¶ Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin' ny farany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to confess, as sins or faults, to acknowledge. [Richardson 1885]
   to give in, to confess [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   se rendre, avouer, confesser [Hallanger 1974]
Ny bikany  
miaiky
niaiky
hiaiky
miaike
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14