Teny iditra miampanampana (ampanampana)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy   to grope [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   tâtonner; tituber [Hallanger 1974]
   vasciller, être étourdi, voir trente-s [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Ohatra   — Ny ahy efa niampanampana mihitsy, hoy Ramatoa Razafy, sady loky izy. [Rajaonarivelo: Bina, takila 79]
Endriteny  
miampanampana
niampanampana
hiampanampana

2014/02/10