Teny iditra miampify (ampify)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miampirina mba tsy ho be fiseho: Niampify tery an-joron-trano ilay zanany ka tsy hitan-dRakoto [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to press against anything as if hiding. [Richardson 1885]
   to lean against, to take refuge with [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   s'appuyer contre; se réfugier auprès de [Hallanger 1974]
Ny bikany  
miampify
niampify
hiampify
miampifia

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/19