Teny iditra miandevo (andevo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mietry, mandrorona, midina: Miandevo fanahy
¶ Enti-milaza olona roa miaraka ka ny iray andevo: Lasa nivoaka izy miandevo [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   pronounced miondevo. To be in the relation of owner and slave; to act like a slave. [Richardson 1885]
Ny bikany  
miandevo
niandevo
hiandevo
miandevoza

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/12