Teny iditra miandraikitra (andraikitra (raikitra))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miantoka, manana adidy amy: Iza no miandraikitra ny fandrosoan' ny firenena? [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be responsible for, to have in charge. [Richardson 1885]
   to be responsible for [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   avoir la charge, la responsabilité de [Hallanger 1974]
Ohatra   Angamba miaramila miandraikitra ny fiambenana ny tranomilina io. [Andraina: Mitaraina, takila 209]
Ny bikany  
miandraikitra
niandraikitra
hiandraikitra
miandraiketa

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/19