Teny iditra miangatra (angatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Tsy manao araka ny rariny amin' ny fizarana tombon-tsoa na amin' ny fitsarana: Mahagaga fa misy ray aman-dreny miangatra amin' ny zanany sasany, kamanome azy ireo betsaka noho ny hafa, amin' ny fizarampananana
Mitovy hevitra: manao atody mafana ila ~ manao loa-bary mitahy vady ~ manao mizana tsindriana ila ~ manao mpitsara be kibo ~ manao zanaka anaty fo maharary ~ manisy hodi-tsirany sy hodi-peny ~ manisy tombo sy hala ~ mifidy tavan' olona [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to show partiality, to be partial, to act or use unfairly, to praise falsely. [Richardson 1885]
   to deal unfairly, to discriminate [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   faire des partialités, des préférences [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Miangatra raha milaza fa Ingahy Ramiandrisoa, olona mpanankarena, no irery nanararao-paty toy izany. [Andraina: Mitaraina, takila 87]
2Ny tantara tsy miangatra: [Callet: Tantara, takila 3]
Ny bikany  
miangatra
niangatra
hiangatra
miangara
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/19