Teny iditra miangitrangitra (angitrangitra (angitra))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manda tsy hanao na manao an-kalainana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to frisk about, to be gay, to be conceited. [Richardson 1885]
Endriteny  
miangitrangitra
niangitrangitra
hiangitrangitra
miangitrangira

2012/07/19