Teny iditra mianika (anika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miakatra eny ambony: Loza raha hianika hazo io zaza to ka rovitra daholo ny akanjony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to climb, to ascend. [Richardson 1885]
 to climb [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay grimper, escalader [Hallanger 1974]
Endriteny 
mianika
nianika
hianika
mianiha
Teny nalaina 

2012/07/19