Teny iditra miapokapoka (apokapoka (apoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mitomany
Ohatra Ny zanakao lahy efa reraka ka miapokapoka eny an-joron-dàlana rehetra eny [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31