Teny iditra miatoka (atoka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mampidina sy mampiakatra ny loha ho mari-panekena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to nod the head in agreement [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   hocher la tête en acquiescement [Hallanger 1974]
Endriteny  
miatoka
niatoka
hiatoka

2011/12/21