Teny iditra midity (dity)
Sokajin-teny   matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy   Miraikitra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be sticking together; to be obstinate
¶ gummy, viscous, glutinous, adhesive; tenacious [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   être gluant; être obstiné [Abinal 1888]
Ny bikany  
midity
nidity
hidity
miditia

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/19