Teny iditra miesotra (esotra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miala amin' ny toerana misy na nasiana ny tena, mihataka: Miesora teo ianao fa tsy mahavita na inona na inona [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to go away [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   s'ôter, s'en aller [Hallanger 1974]
Ny bikany  
miesotra
niesotra
hiesotra
miesora

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/31