Teny iditra mifanarakaraka (arakaraka (araka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifampitohy tsy misy elanelany: Fety roa mifanarakaraka i Zaza roa mifanarakaraka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanarakaraka
Ny lasa : nifanarakaraka
Ny hoavy : hifanarakaraka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31